Azafady chérie Tsy hoe 'zaho sarotiny amin-dry F'efa tena latsaka lalina ato am-poko Ny fitavako andry Ny voady natao Dia fitia fato-maty saro-bahana Nefa mety ho tapaka izany Raha ny voady natao tsy voatana ... Be mpitsiriritra ny hatsaranao Ka tsy maintsy harovako
.
Groupe Miangaly Titre : Ny voninkazo
.
Groupe : Narindra Titre : Torio
Efa tonga ilay fotoana Aza mandà intsony ianao Efa akaiky ny andro farany Mandiniha dieny izao Tsy maintsy ho tsaraina Na izaho na ianao Rehefa olombelona ety … Ho avy ny fitsarana Tsisy intsony ny fifonana Dieny izao mandehana Itorio ny ankohonana